plt_tn/jdg/09/46.md

308 B

ny tranon'i

Eto izany dia midika hoe tempoly.

El-Berita

Ny teny hoe "El" dia midika hoe "andriamanitra." Anarana andriamanitra tsy izy tahaka ny "Bala-berita" ao amin'y 8:32 izany.

Nolazaina tamin'i Abimeleka

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nisy olona nilaza tamin'i Abimeleka"