plt_tn/jdg/09/34.md

16 lines
471 B
Markdown

# sy ireo lehilahy rehetra izay niaraka taminy
"sy ireo lehilahy nanaraka an'i Abimeleka" na "sy ireo lehilahy niady ho an'i Abimeleka"
# nametraka fanafihana tampoka hanohitra an'i Sekema izy ireo
Eto ny hoe "Sekema" dia ireo vahoakan'i Sekema. DH: "niafina izy ireo mba hanafika an'i Sekema amin'ny fotoana tsy ampoizina"
# nizara ho antoko efatra izany
"nosarahina ho antoko 4"
# Gala... Ebeda
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:26 ireo anarana ireo.