plt_tn/jdg/09/30.md

783 B

Zebola

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:28 izany anarana izany.

nandre ny tenin'i Gala zanak'i Ebeda

Eto ny teny hoe "teni-" dia izay voalaza. DH: "nandre izay nolazain'i Gala zanak'i Ebeda"

Gala... Ebeda

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:26 ireo anarana ireo.

nirehitra ny fahatezerany

Resahina toy ny afo mandoro ny hatezerana. DH: "tezitra mafy dia mafy izy"

mba hamitahana

Namitaka an'i Gala sy ny vahoakan'i Sekema i Zebola. DH: "antsokosoko"

manainga ny tanàna hanohitra anao izy ireo

Manao ny vahoakan'ny tanàna izay tezitra mafy ho toy ny hoe rano mitobaka avy ao anaty vilany. DH: "Nandresy lahatra ny vahoakan'ny tanàna mba hanohitra anao izy ireo"

ny tanàna

Eto ny hoe "tanàna" dia midika hoe ny vahoakan'ny tanàna.