plt_tn/jdg/09/25.md

8 lines
373 B
Markdown

# nametraka olona hiandry teo an-tampon-kavoana ireo mpitarika mba hahafahan'izy ireo mamely azy tampoka
"nandefa lehilahy hiafina sy hiandry teo an-tampon-kavoana mba hanafika an'i Abimeleka"
# Voatatitra tany amin'i Abimeleka izany
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nisy olona nilaza tamin'i Abimeleka ny momba ireo lehilahy miandry mba hanafika azy"