plt_tn/jdg/09/22.md

740 B

telo

"3"

nandefa fanahy ratsy teo amin'i Abimeleka sy ireo mpitarik'i Sekema Andriamanitra

Izany dia midika fa nampiharin'Andriamanitra ny hozona nataon'i Jotama tamin'ny fandefasany fanahy ratsy mba hampisy korontanana sy habibiana eo amin'i Abimeleka sy ireo mpitarik'i Sekema.

Nanao izany Andriamanitra mba ho voavaly faty ny herisetra ... nanampy azy namono an'ireo rahalahiny izy ireo.

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nanao izany Andriamanitra mba hamaliany faty ireo zanaka lahy fitopolo izay novonoin'i Abimeleka rahalahin'izy ireo ary nanampy tamin'ny famonoana ireo lehilahin'i Sekema"

fitopolo

"70"

Jerobala

Anarana hafa fiantso an'i Gideona izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 6:31.