plt_tn/jdg/09/17.md

863 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanao fampiharana ny zava-misy tamin'izany fotoana izany sy tamin'izany toerana izany i Jotama.

ary mihevitra fa niady ho anareo ny raiko... tamin'ny tanan'ny Midiana

Eto Jotama dia milaza fa tsy mino ny fampijalian'ny vahoakan'i Sekama an'i Gideona sy ny ankohonany izy na dia niady mba hanavotra an'i Sekama aza i Gideona.

tamin'ny tanan'i Midiana

Eto ny hoe "tanana" dia midika hoe hery na fifehezana. DH: "tamin'ny herin'ireo Midianita" na "tamin'ireo Midianita"

ianareo dia efa nitsangana hanohitra

Fomba fiteny izany. DH: "ianareo dia efa nanohitra" na "ianareo dia efa namaly"

ny ankohonan-draiko

"ankohonana" eto dia midika hoe "fianakaviana." DH: "ny fianakavian-draiko"

fitopolo

"70"

vato iray

"vato 1"

mpanompo vaviny

Eto ny mpisolo tena tampisaka "-ny" dia misolo tena an'i Gideona.