plt_tn/jdg/09/12.md

677 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola nanohy nilaza ny fanoharana ihany i Jotama, dia ny fanoharany ny vondron'olona samy hafa amin'ny hazo izany.

Hoy ireo hazo tamin'ilay voaloboka

Amin'izany fanoharana izany dia manoritsoritra izay ataon'ireo hazo sy ilay voaloboka tahaka ny olombelona i Jotama.

Tokony hafoiko ve ny divay vaovaoko ... eo amin'ireo hazo hafa?

Nametraka izany fanontaniana izany ny voaloboka mba handavany tsy ho mpanjaka. Azo adika toy izao ihany koa izany fanontaniana izany DH: "Tsy ho foiko ny divaiko vaovao ... eny amin'ny hazo hafa."

tsilon-draketa

Sady matsokotsoko no mandratra. Ny raketa dia rakotra tsilo manindrona ny vatany.