plt_tn/jdg/09/09.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola nanohy nilaza ny fanoharana ihany i Jotama, dia ny fanoharany ny vondron'olona samy hafa amin'ny hazo izany.

hoy ny hazon'oliva tamin'izy ireo ... hoy kosa ilay aviavy tamin'ireo

Amin'izany fanoharana izany dia manoritsoritra izay ataon'ireo hazo tahaka ny olombelona i Jotama.

Tokony hafoiko ve ny diloiloko ... eny amin'ny hazo hafa fotsiny ihany?

Nametraka izany fanontaniana izany ny oliva mba handavany tsy ho mpanjaka. Azo adika toy izao ihany koa izany fanontaniana izany DH: "Tsy ho foiko ny menako ... eny amin'ny hazo hafa fotsiny ihany."

hitsingevangevana

Ny teny hoe "mitsingevangevana" dia midika hoe "mihevaheva" eny amin'ny rivotra. Eto dia nampiasa izany teny izany ilay hazo izay midika hoe "manapaka."

Tokony hafoiko ve ny hamamiko ... eo amin'ireo hazo hafa fotsiny ihany?

Nametraka izany fanontaniana izany ny aviavy mba handavany tsy ho mpanjaka. Azo adika toy izao ihany koa izany fanontaniana izany DH: "Tsy ho foiko ny hamamiko ... eny amin'ny hazo hafa fotsiny ihany."

ny hamamiko sy ny voa tsarako

Ny teny hoe "hamamiana" dia anarana. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ny hamamian'ny voa tsarako" (UDB)