plt_tn/jdg/09/01.md

769 B

Jerobala

Anarana hafa fiantso an'i Gideona izany. Jereo ao amin'ny 6:31 ny fomba nandikanao izany.

Mba lazao re izao, mba ho ren'ny mpitarika rehetra ao Sekema: 'Inona no mety kokoa aminareo: manana ny zanak'i Jerobala fitopolo lahy hanapaka eo aminareo, sa iray ihany no manapaka eo aminareo?'

Farango sosona ao anaty farango sosona izany. Azo adika tahaka izao ihany koa ny farango mivantana. D.H: DH: "Mba anontanio ireo mpitarik'i Sekema sao mba te hanana ireo zanak'i Jerobala fitopolo lahy hanapaka eo amin'izy ireo, na sao mba te hanana na dia ny iray amin'ireo zanany lahy hanapaka eo amin'izy ireo."

fitopolo

"70"

nofo sy rànareo aho

"nofo sy rànareo" eto dia midika fa misy ro-pihavanana eo amin'izy ireo. DH: "Anisan'ny fianakavianareo aho"