plt_tn/jdg/08/34.md

437 B

teo amin'ny tanan'ireo fahavalo rehetra

Eto ny hoe ''tanana'' dia midika hoe hery na fahefana. DH: "teo amin'ny herin'ireo fahavalony rehetra" na "teo amin'ireo fahavalony rehetra"

manodidina

"izay nanodidina azy ireo''

ny tranon'i Jerobala

"ny tranon'i" eto dia ilazana ireo fianakaviana. DH: "ny fianakavian'i Jerobala''

Jerobala

Anarana hafa fiantso an'i Gideona izany. Jereo ao amin'ny 6:31 ny fomba nandikanao izany.