plt_tn/jdg/08/32.md

876 B

tratra antitra tsara

Fomba fiteny izany. DH: "rehefa tena antitra izy"

nalevina

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "nalevin'izy ireo izy"

Ofra

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 6:11 ny anaran'izany tanàna izany.

fokon'ny Abiezrita

Adikao tahaka nandikanao azy ao amin'ny 6:11 ny anaran'izany tanàna izany.

Ary

Ampiasaina izany teny izany eto mba hanamarihana fa hanomboka fizarana vaovao mpanoratra

niverina indray

Ny fandavan'ny vahoaka an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe nampivily ny tenany taminy izy ireo. DH: "nitsahatra tsy nanompo an'i Yaveh izy ireo"

nampijangajanga ny tenany tamin'ny fanompoana an'ireo Bala

Izany dia miresaka ny fanompoana ireo andriamanitra tsy izy ho toy ny fijangajangana. DH: "Nanota tamin'i Yaveh tamin'ny fanompoana ireo Bala izy ireo"

Bala-berita

Anarana andriamanitra tsy izy izany.