plt_tn/jdg/08/22.md

441 B

ianao, ny zanakao lahy, ary ny zafikelinao lahy

Izany dia midika fa tian'izy ireo hanapaka eo amin'izy ireo i Gideona ahorian'ny ahafatesany. DH: "ianao sy ireo taranakao ahorian'ny ahafatesanao"

teo amin'ny tanan'i Midiana

"tanana" eto dia midika hoe ny herin'i Midiana teo amin'Israely. DH: "teo amin'ny herin'i Midiana" na "teo amin'i Midiana"

i Midiana

"Midiana" eto dia midika hoe ny vahoakan'i Mediana. DH: "ireo Medianita"