plt_tn/jdg/08/13.md

410 B

lalan'i Heresa

Izany dia anarana lalana fandalovana eo anelanelana tendrombohitra roa.

Nihaona tamina zatovolahy iray ... izy

Izany dia fomba fiteny. DH: "nifanena tamina lehilahy iray ... izy"

nitady torohevitra taminy

Azo adika mazava kokoa izay nangatahin'i Gideona tamin'ilay tovolahy. DH: "nanontaniany azy ny anaran'ireo mpitarika rehetra tao an-tanàna"

fito amby fitopolo lahy

"77 lahy"