plt_tn/jdg/07/24.md

431 B

Beti-bara

Anarana tanàn-dehibe izany.

ka nanara-maso ireo rano, hatrany Beti-bara sy ny Reniranon'i Jordana

"ka nanara-maso ny Renirano Jordana hatrany atsimon'ny Beti-bara''

tany amin'ny vatolampin'i Oreba ... tany amin'ny famiazam-boalobok'i Zeba

Nampitondraina ny anaran'i Oreba sy Zeba ireo toerana ireo taorian'ny namonoan'ny Israelita azy ireo teo amin'ireo toerana ireo.

Oreba ... Zeba

Anaran-dehilahy ireo.