plt_tn/jdg/07/07.md

539 B

telonjato lahy

"300 lahy"

hanavotako anareo, sy hanomezako anareo ny fandresena

Eto ny hoe "anareo" dia manondro an'i Gideona sy ny Israelita.

Ka dia ... ireo izay voafidy

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. D.H: "Ka dia ... ireo izay nofidian'i Yaveh"

naka ireo vatsiny sy ireo trompetrany

Eto ny hoe "... -ny" dia manondro ireo miaramila Israelita izay nandao ny tafika.

Ary

Ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotrin'ny tantara izany teny izany. Manomboka mitantara fizarana vaovao ny mpanoratra eto.