plt_tn/jdg/07/01.md

397 B

Jerobala

Anarana hafa fiantso an'i Gideona izany. Jereo ao amin'ny 6:31 ny fomba nandikanao ny anarany.

nitoby ... izy ireo

"Nametraka ny lainy izy ireo"

loharanon'i Haroda ... vohitr'i More

Anaran-toerana ireo.

Ny tobin'ny Midiana dia tao avaratr'izy ireo

Eto ny hoe "Midiana" diailazana ny tafika Midianita. DH: "Nametraka ny tobiny tao avaratry ny tafika Israelita ny Midianita"