plt_tn/jdg/06/13.md

745 B

ry tompoko

Nampiasa ny teny hoe "tompoko" i Gideona ho fanajana ny olona vahiny rehefa miarahaba. Tsy fantany fa i Yaveh izay niendrika anjely na lehilahy no noresahiny.

Aiza ireo asa mahagaga izay nolazain'ny razanay taminay, tamin'izy ireo niteny hoe: "Tsy nitondra anay niakatra avy tany Egypta ve i Yaveh?

Nametraka fanontaniana i Gideona mba hanoherany ny filazana fa nomba azy Yaveh.

nanolotra anay teo an-tanan'i Midiana

Ny andian-teny hoe "nanolotra anay teo" dia midika fa navelan'i Yaveh ho resy ny Israelita. DH: "namela ny Midianita nandresy anay"

nanolotra anay teo an-tanan'i

Eto ny hoe "tanana" dia midika hoe hery na fifehezana.

i Midiana

Eto ny hoe "Midiana" dia ireo vahoakan'i Midiana. DH: "ireo Midianita"