plt_tn/jdg/06/01.md

652 B

izay ratsy indrindra teo imason'i Yaveh

Eto ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia midika izay fiheveran'Yaveh sy ny heritreriny amin'ny zavatra iray. Jereo ao amin'ny 2:11 ny fomba nandikanao izany.

an-tanan'i Midiana

Eto ny hoe "Midiana" dia ny vahoakan'i Midiana. Ary ny hoe "tanana" dia midika hoe fifehezana. DH: "ny fifehezan'ny vahoakan'i Midiana" na "ny fifehezan'ireo Midianita"

Nampahory ny Israely ny fahefan'i Midiana

Eto ny hoe "ny fahefan'i Midiana" dia entina ilazana ireo vahoakan'i Midiana. DH: "Nahery noho ny vahoakan'Israely ny vahoakan'i Midiana ka nampahory azy ireo"

zohy

toerana azo atao fialofana eny amin'ny harambato