plt_tn/jdg/05/28.md

532 B

makarakara

Firafitry ny varavaran-kely vita amin'ny hazo mifampisadika izany.

Nahoana no ela loatra vao tonga ny kalesiny? Nahoana ny kitron'ny sovaliny izay mitarika ny kalesiny no mitaredretra?

Mitovy ihany ny hevitr'ireo fanontaniana roa ireo. Azo atambatra ho fehezanteny ireo fanontaniana ireo. DH: "Nahoana no ela loatra vao tonga i Sisera"

ela loatra vao tonga ny kalesiny? Nahoana ny kitron'ny sovaliny izay mitarika ny kalesiny

Sisera eto no tiana ho lazaina. DH: "ela loatra vao tonga i Sisera? Nahoana izy no"