plt_tn/isa/62/05.md

476 B

Tahaka ny tovolahy manambady tovovavy tokoa, no hanambadian'ireo zanakao lahy anao

Eto ny "zanaka lahy" dia manondro ny vahoakan'Israely ary ny "anao" dia manondro an'i Joda, dia ny tanin'ny Israely izany. Io dia midika fa haka ny tany toy ny hoe olona izay maka ny vadiny mbola tanora ny olona.

toy ny mpampakatra mifaly amin'ny ampakariny, no hifalian'ny Andriamanitrareo aminareo

Io dia manindry ny hafalian'Andriamanitra ny amin'ny fifandraisany amin'ny vahoakany.