8 lines
510 B
Markdown
8 lines
510 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
|
|
|
# mamily ny tongotrao tsy handeha amin'ny andro Sabata ianao, ary tsy hanao ny fahafinaretanao manokana amin'ny androko masina
|
|
|
|
Eto ny "tongotra" dia manondro ny fandehanana sy ny fiasana izay nataon'ny olona tamin'ireo andro hafa. Tsy namela ny handehanana lavitra na hiasana amin'ny andro fitsaharana Andriamanitra. DH: "nijanona tsy nandeha ary tsy nanao izay tiako hatao amin'ny Sabata, androko masina ianareo"
|