16 lines
955 B
Markdown
16 lines
955 B
Markdown
# Amboary, amboary! Savao ny lalana! Esory eo amin'ny lalan'ny vahoako ny zavatra manafintohina rehetra
|
|
|
|
Manindry Yaveh ary mandodona fa efa misy lalana mazava sy mahitsy azon'ny olona hiverenana any Aminy sady tsy misy sakana mba hanompoana an'i Yaveh. Io dia manahaka ny 40:3.
|
|
|
|
# Fa izao no lazain'Ilay ambony sy avo, izay velona mandrakizay
|
|
|
|
Ny teny hoe "avo" sy "ambony" dia midika zavatra iray ihany eto ary manindry fa efa nasandratra Yaveh. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 6:1 sy 33:10. Jereo ny nandikanao izany andianteny izany tao amin'ny 52:13.
|
|
|
|
# mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay manetry tena, ary mba hamelomana indray ny fon'ireo izay manenina
|
|
|
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry fa hampahery sy hankahery ireo izay manetri-tena eo anatrehany Yaveh.
|
|
|
|
# fanahy...fo
|
|
|
|
Ireo dia manondro ny eritreritra sy ny fihetseham-pon'ny olona, fa tsy ny fanahy sy fo ara-bakiteny akory.
|