16 lines
802 B
Markdown
16 lines
802 B
Markdown
# Ianareo bibidia rehetra any an-tsaha, avia ka arapao, ianareo bibidia rehetra any an'ala
|
|
|
|
Miantso ireo tafik'ireo firenena hafa amin'ny fampitahana azy ireo amin'ny biby mba ho avy sy hanafika ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
|
|
|
# Ireo mpitiliny rehetra dia jamba
|
|
|
|
Io dia midika fa ireo mpitarik'Israely dia tsy afaka ary mety tsy te hahita izay miseho ao amin'ny fiaraha-monina.
|
|
|
|
# Amboa moana avokoa izy rehetra
|
|
|
|
Ireo mpitarika dia tokony hanokatra ny vavany ary hampitandrina ny vahoaka, nefa tsy nanao izany izy ireo. Ny fampitahana ny olona amin'ny aliaka ao amin'izany fiaraha-monina izany dia tena fanesoana be tokoa.
|
|
|
|
# Manofy, sy mitsilailay izy ireo ary tia matory
|
|
|
|
Io dia midika fa tsy nitondra ny teny fampitandreman'i Yaveh tamin'ny Israely ireo mpitarika fa naleony ny fiadanan'izy ireo ihany.
|