16 lines
764 B
Markdown
16 lines
764 B
Markdown
# ianao ry vehivavy momba...ny zanaky ny vehivavy manambady
|
|
|
|
Ny filazan'i Yaveh ny vahoakan'i Jerosalema mba hifaly satria hisy olona marobe hipetraka any Jerosalema dia resahina toy ny hoe nilaza tamin'ny vehivavy momba ho hanan-janaka maro i Yaveh.
|
|
|
|
# miravoravoa amin'ny hiram-pifaliana ary mihiakà mafy, ianareo izay tsy mba nihetsi-jaza
|
|
|
|
Io fehezanteny io dia midika zavatra iray amin'ny tapan'ny fehezanteny voalohany ihany.
|
|
|
|
# Fa ny zanaky ny mpitondratena dia maro kokoa
|
|
|
|
Ny tranga izay hitranga amin'ny hoavy dia resahina toy ny hoe nitranga tany aloha izany. Io dia manindry fa hitranga tokoa ny tranga. DH: "Fa ho maro ny zanaky ny mpitondratena"
|
|
|
|
# ny mpitondratena
|
|
|
|
Eto ny hoe "mpitondratena" dia midika fa nanary sy nandao azy ny vadin-dravehivavy.
|