24 lines
839 B
Markdown
24 lines
839 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka momba ny mpanompony Yaveh.
|
|
|
|
# hamafy firenena maro ny mpanompoko
|
|
|
|
Ilay mpanompo mahatonga ny vahoakan'ireo firenena ho eken'i Yaveh dia resahina toy ny hoe mpisorona izay mamafy ny ràn'ny sorona mba anaovana ny olona iray ho eken'i Yaveh ilay mpanompo.
|
|
|
|
# hamafy
|
|
|
|
Ny teny Hebreo nadika hoe "mamafy" eto dia afaka adika hoe "gaga" na "taitra", izay ataon'ny Baiboly sasany ihany koa.
|
|
|
|
# firenena maro
|
|
|
|
Eto ny "firenena" dia manondro ny vahoaka ao amin'ireo firenena.
|
|
|
|
# ireo mpanjaka dia hanakombona ny vavany
|
|
|
|
Ny andianteny hoe "hanakombona ny vavany'' dia fomba fiteny. DH: "tsy hiresaka intsony ireo mpanjaka" na "hangina ireo mpanjaka"
|
|
|
|
# izay tsy mbola nolazaina azy ireo
|
|
|
|
DH: "izay tsy nisy olona nilaza taminareo" na "zavatra izay tsy mbola nisy olona nilaza taminareo"
|