20 lines
845 B
Markdown
20 lines
845 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
|
|
|
# Izaho dia Izaho no
|
|
|
|
Ny teny hoe "Izaho" dia naverina mba hanindriana. Raha tsy mety amin'ny fiteninao izany, dia tsy ilaina averina ny famerenana ilay teny. DH: "Izaho no"
|
|
|
|
# Nahoana ianao no matahotra ny olona...toy ny ahitra?
|
|
|
|
Io fanontaniana fampisainana io dia manindry fa ny olona izay manana ny fiarovan'ny Tompo dia tsy tokony hatahotra olombelona intsony. Afaka soratana ho fehezanteny izany. DH: "Aza matahotra olona...toy ny ahitra."
|
|
|
|
# izay natao toy ny ahitra
|
|
|
|
Io andianteny io dia mampitaha ny olona amin'ny ahitra mba hanindriana fa fohy ny fiainan'izy ireo ary maty faingana izy ireo. DH: "izay miaina sy maty faingana tahaka ny ahitra" na "izay halazo sy hanjavona tahaka ny ahitra" (UDB)
|
|
|
|
# izay natao toy ny
|
|
|
|
DH: "izay tahaka ny"
|