20 lines
853 B
Markdown
20 lines
853 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'i Ziona toy ny hoe vehivavy Yaveh.
|
|
|
|
# Moa ve afaka alaina amin'ireo mpiady ireo voasambotra, na ho voavonjy amin'ny hasiahana ireo babo?
|
|
|
|
Mampiasa fanontaniana mba hanehoana ny hasarotry ny fakana zavatra amin'ny miaramila mahery na mpiady tena mahery Isaia. DH: "Tsy misy olona afaka maka ireo voasambotra amin'ny mpiady na manavotra ireo babo amin'ny hasiahan'ireo miaramila."
|
|
|
|
# ireo voasambotra
|
|
|
|
zavatra sarobidy nalaina tamin'ireo resy an'ady
|
|
|
|
# halaina amin'ny mpiady ireo babo, ary ho voavonjy ireo voasambotra
|
|
|
|
Milaza Yaveh fa hanao izay tena tsy hain'ny olona atao Izy. DH: "Haka ireo babo amin'ny mpiady, sy hanavotra ireo voasambotra Aho"
|
|
|
|
# hanohitra...hanavotra ireo zanakao
|
|
|
|
Ny vahoaka izay nipetraka tany Ziona dia resahin'i Yaveh toy ny hoe zanaky ny tanàna izy ireo.
|