8 lines
369 B
Markdown
8 lines
369 B
Markdown
# ny tanin'i Sinima
|
|
|
|
Ny misy io toerana io dia tsy fantatra mazava, fa mety manondro faritany any amin'ny faritra atsimon'i Egypta izany.
|
|
|
|
# Mihirà, ry lanitra, ary mifalia, ry tany; aoka ho vaky amin'ny fihirana, ianareo ry tendrombohitra!
|
|
|
|
Tsy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia fa miresaka amin'ny lanitra, tany, ary ireo tendrombohitra toy ny hoe olona ireo.
|