28 lines
988 B
Markdown
28 lines
988 B
Markdown
# Mpanavotra anao...Andriamanitrao
|
|
|
|
Eto ny hoe "anao" dia manondro ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# Mpanavotra
|
|
|
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 41:14 io.
|
|
|
|
# Iray Masin'Israely
|
|
|
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io.
|
|
|
|
# izay mitarika anao amin'ny lalana izay tokony alehanao
|
|
|
|
Ny fampianaran'i Yaveh ny olona ny fomba tokony iainan'izy ireo dia resahina toy ny hoe nitarika azy ireo mba handeha amin'ny lala-marina Izy.
|
|
|
|
# Raha mba nankatoa ireo didiko mantsy ianao
|
|
|
|
Manoritsoritra ny zavatra izay mety nitranga nefa tsy nitranga Yaveh.
|
|
|
|
# Dia hikoriana toy ny ony ny fiadananao sy fanambinanao, ary toy ireo onjan-dranomasina ny famonjenao
|
|
|
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Ny fiainan'ny Israely fitahiana be dia be dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nikoriana tahaka ny rano ireo fitahiana ireo.
|
|
|
|
# toy ireo onjan-dranomasina ny famonjenao
|
|
|
|
Ny matoanteny dia afaka ampiana avy amin'ny andianteny teo aloha. DH: "hikoriana tahaka ny onjan-dranomasina ny famonjenao"
|