12 lines
313 B
Markdown
12 lines
313 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
|
|
|
# efa tsy nitenenako tamin'ny mangingina
|
|
|
|
DH: "Efa niteny mazava Aho"
|
|
|
|
# naniraka ahy
|
|
|
|
Eto ny hoe "ahy" dia manondro ny mpanompon'i Yaveh izay tsy fantatra, mety ho Isaia na Kyrosy na ilay Mesia nampanantenaina izany.
|