20 lines
933 B
Markdown
20 lines
933 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
|
|
|
# Fa nohon'ny anarako dia leferiko ny fahatezerako
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "anarana" dia manondro ny lazan'i Yaveh. DH: "Fa nohon'ny lazako dia tsy hampitaredretra ny hatezerako Aho"
|
|
|
|
# ary nohon'ny voninahitro no hisalasalako ny amin'ny fandravana anao
|
|
|
|
Ity ampahana fehezanteny ity dia midika zavatra iray amin'ilay voalohany ihany amin'ny ankapobeny.
|
|
|
|
# Indro, voadioko ianao, nefa tsy toy ny volafotsy; efa nanadio anao tao amin'ny lafaoron'ny fahoriana Aho
|
|
|
|
Ny fampiasana fahoriana mba hanadiovana ny vahoakany dia resahin'i Yaveh toy ny hoe vy sarobidy izy ireo ary lafaoro lehibe izay hanadiovana ireo ny fahoriana.
|
|
|
|
# fa ahoana no amelako ny anarako ho alaim-baraka?
|
|
|
|
Mampiasa fanontaniana Yaveh mba hanindriana fa tsy afaka hamela ny anarany ho alaim-baraka mihitsy Izy. DH: "fa tsy afaka ny hamela olona hanala-baraka ny anarako Aho."
|