# Dia ampiasain'ny olona...izany
"Dia ampiasain'ny olona...ny hazo"
# manao andriamanitra amin'izany izy ka miankohoka amin'izany
Ity ampahan'ny fehezanteny ity dia milaza zavatra mitovy amin'ilay voalohany ihany mba hanindriana izany.