8 lines
311 B
Markdown
8 lines
311 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miteny Yaveh.
|
|
|
|
# Iza no tahaka Ahy? Aoka izy hilaza
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana fampisainana io Yaveh mba hanindriana fa tsy misy tahaka Azy. Afaka adika ho fehezanteny io fanontaniana io. DH: "Raha misy olona mihevitra fa tahaka Ahy izy, dia aoka izy hilaza"
|