16 lines
614 B
Markdown
16 lines
614 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
|
|
|
# Aza mieritreritra momba ireny zavatra taloha ireny, na mahatsiaro ireo zavatra taloha efa ela.
|
|
|
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry fa tsy tokony hatahotra momba izay nitranga tany aloha izy ireo.
|
|
|
|
# Indro
|
|
|
|
Io dia fomba fiteny. DH: "Henoy" na "Tandremo"
|
|
|
|
# tsy mahalala izany ve ianareo?
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hampianarana ny vahoakan'Israely. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "tena nahalala izany tokoa ianareo."
|