plt_tn/isa/42/17.md

277 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola miteny Yaveh.

Hiverina izy ireo, ary ho afa-baraka tanteraka

Ny fandavana ireo izay manompo sampy dia resahina toy ny hoe manery azy ireo mba hiverina ary hiova lalana izany. DH: "Handà azy ireo sy hanala-baraka azy ireo Aho"