plt_tn/isa/42/16.md

869 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola miteny Yaveh.

Hitondra ny jamba amin'ny lalana izay tsy fantatr'izy ireo Aho; amin'ny lalana izay tsy fantatr'izy ireo no hitarihako azy ireo

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. DH: "Hitarika ny jamba amin'ny lalana izay tsy fantatr'izy ireo Aho"

ny jamba

Ny vahoakany izay tsy afa-manoatra dia resahin'i Yaveh toy ny hoe tsy mahita izy ireo satria jamba.

izay tsy fantatr'izy ireo

Ireo mety ho heviny dia 1) "izay tsy mbola nodiavin'izy ireo" na 2) "izay tsy mahazatra azy ireo"

Hamadika ny aizina ho mazava eo anoloan'izy ireo Aho

Ny vahoakany izay tsy afa-manoatra dia resahin'i Yaveh toy ny hoe tsy mahita izy ireo satria nandeha tao anaty aizina izy ireo, ary ny fanampiana azy ireo dia resahina toy ny hoe nahatonga hazavana mba hamiratra ao amin'ny aizina Izy.