12 lines
552 B
Markdown
12 lines
552 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
|
|
|
# hanohana anao amin'ny tanako ankavana marina Aho
|
|
|
|
Ny fankaherezan'i Yaveh ny vahoakany dia resahina toy ny hoe nanohana azy ireo tamin'ny tanany Izy.
|
|
|
|
# ny tanako ankavana marina
|
|
|
|
Eto ny hoe "tanana ankavia" dia manambara ny herin'i Yaveh. Ireo mety ho heviny dia 1) marina ny tanana havanan'i Yaveh izay hanaovany ny zavatra marina. DH: "ny heriko marina" na 2) mpandresy ny tanana havanan'i Yaveh izay hahombiazany amin'izay ataony. DH: "ny heriko mpandresy"
|