16 lines
936 B
Markdown
16 lines
936 B
Markdown
# Niteny tamin'izy ireo
|
|
|
|
"Niteny tamin'i Eliakima, Sebna, ary Joa"
|
|
|
|
# Inona ny loharanon'ny tokinareo?
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io ny mpanjakan'i Asyria mba hifanamby amin'i Hezekia sy hilazana fa tsy manana loharanon-toky tsara izy. Afaka soratana ho fehezanteny io fanontaniana io. DH: "Tsy manana loharanon-toky azo antoka ianareo."
|
|
|
|
# milaza fa misy torohevitra sy hery amin'ny ady
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io ny mpanjakan'i Asyria mba hifanamby amin'i Hezekia sy hilazana fa tsy manana loharanon-toky tsara izy. Afaka soratana ho fehezanteny io. DH: "Tsy manana loharanon-toky azo antoka ianareo."
|
|
|
|
# Ankehitriny iza no itokianareo? Iza no namporisika anareo hikomy amiko?
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io ny mpanjakan'i Asyria mba hanesoana an'i Hezekia tamin'ny finoany fa manana hery mba hikomiana izy. Afaka soratana ho fehezanteny io fanontaniana io. DH: "Na iza na iza itokianao, dia tsy hanana risi-po mba hikomy amiko ianao"
|