28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miteny Yaveh.
|
|
|
|
# Tahaka ny vorona eny am-panidinana, no hiarovan'i Yaveh tompon'ny maro an'i Jerosalema
|
|
|
|
Eto ny fomba izay hiarovan'i Yaveh an'i Jerosalema dia ampitahaina amin'ny fomba izay hiarovan'ny vorona ny zanany ao amin'ny akaniny.
|
|
|
|
# hiaro sy hamonjy Izy raha mandalo eo amin'izany ary mitahiry izany
|
|
|
|
Io dia miresaka ny fomba hiarovan'i Yaveh sy hamonjeny an'i Jerosalema, amin'ny fanoritsoritana Azy tahaka ny vorona izay manidina manerana ny tanàna. DH: "hiaro ary hamonjy ny tanàna amin'ireo fahavalony Izy"
|
|
|
|
# Yaveh tompon'ny maro
|
|
|
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:9 ihany io andianteny io.
|
|
|
|
# Jerosalema
|
|
|
|
Io dia manondro ny olona izay mipetraka ao. DH: "ny vahoakan'i Jerosalema"
|
|
|
|
# Miverena Aminy izay efa nihodinanareo fatratra
|
|
|
|
"Miverena amin'ilay Iray izay nikomianareo"
|
|
|
|
# izay nataon'ny tananareo ihany tamim-pahotana
|
|
|
|
Eto ny vahoaka dia tondroina tamin'ny "tanan'izy ireo" mba hanindriana fa nanao zavatra tamin'ny tanany izy ireo. DH: "izay nanotanareo tamin'ny fanaovana zavatra tamin'ny tananareo ihany"
|