20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
# ho lazaina amin'izany andro izany hoe
|
|
|
|
DH: "Hilaza ny olona hoe"
|
|
|
|
# amin'izany andro izany
|
|
|
|
Eto ny hoe "andro" dia manambara fe-potoana amin'ny ankapobeny. DH: "amin'izany fotoana izany"
|
|
|
|
# Fa eto amin'ity tendrombohitra ity no hitsaharan'ny tanan'i Yaveh
|
|
|
|
Ny hoe "tanana" dia manambara ny herin'Andriamanitra. Fa eto "amin'ity tendrombohitra ity" no hitsaharan'ny tanan'i Yaveh dia midika fa hiaro ny vahoakany Izy. DH: "Ho eo amin'izany tendrombohitra izany ny herin'i Yaveh" na "Fa eo amin'izany tendrombohitra izany no hiarovan'i Yaveh ny vahoakany"
|
|
|
|
# hitsakitsahina amin'ny toerany Moaba, dia tahaka ny hanitsakitsahana ny mololo ao an-davaka feno zezika aza
|
|
|
|
Ny famotehan'i Yaveh ny vahoakan'i Moaba dia resahina toy ny hoe hanitsaka azy ireo ary hamotipotika azy ireo Izy. Io dia ampitahaina amin'ny fomba hanitsahan'ny olona mololo mba hanafangaroana izany amin'ny zezika.
|
|
|
|
# hitsakitsahina amin'ny toerany Moaba
|
|
|
|
Eto Moaba dia manambara ny vahoakan'i Moaba. DH: "hanitsakitsaka ny vahoaka ao amin'ny tanin'i Moaba i Yaveh"
|