plt_tn/isa/21/10.md

317 B

Ry novelezina sy nosivaniko, zanaky ny

Ny vahoakan'Israely mijaly nohon'ny amin'ireo Babyloniana dia resahina toy ny hoe vary izay novelezina sy nosivanina.

Ry novelezina sy nosivaniko

Ny mpisolo-tena tampisaka "-ko" dia manondro an'Isaia.

Yaveh tompon'ny maro

Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 1:9 io.