473 B
473 B
Nanomana ... izy ireo
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpitarik'i Babylona.
Nanomana ny latabatra
Eto ny hoe "latabatra" dia ilazana ny sakafo izay hohanin'ny olona amin'ny fety.
mitsangàna, ry andriana
Eto ny hoe "andriana" dia manondro ny lehilahy manam-pahefana amin'ny ankapobeny fa tsy voatery ho zanaka mpanjaka.
osory diloilo ny ampinganareo
Nasian'ny miaramila menaka ny ampinga hoditr'izy ireo mba halefaka hatrany ary tsy hitresaka an'ady.