28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Matetika ny tranga amin'ny faminaniana izay hitranga amin'ny ho avy dia faritana toy ny hoe mitranga ankehitriny na tamin'ny lasa. Izany dia manamafy fa hiseho tokoa ilay tranga.
|
|
|
|
# Fanambarana
|
|
|
|
"Izo no ambaran'i Yaveh" na "Ity no hafatra avy amin'i Yaveh"
|
|
|
|
# Ara ... Kira ... Dibona ... Nebo ... Medeba
|
|
|
|
Ireo dia anaran-tanàna sy vohitra any Moaba.
|
|
|
|
# foana sy potika i Ara-moaba
|
|
|
|
Ny teny hoe "foana" sy "potika" dia mitovy hevitra ary manamafy fa rava tanteraka ny tanàna. DH: "Ho potehin'ny tafika fahavalo tanteraka i Ara-moaba"
|
|
|
|
# niakatra ho any amin'ny avo ny olon'i Dibona mba hitomany
|
|
|
|
Eto ny hoe "ho any amin'ny avo" dia entina ilazana tempoly na alitara izay naorina eny amin'ny tany avo tahaka ny havoana na sisin-tendrombohitra. DH: "niakatra ho any amin'ny tempoly eny an-tampon-kavoana mba hitomany"
|
|
|
|
# mitomany ny amin'i Nebo sy Medeba i Moaba
|
|
|
|
Io teorana io dia ilazana ireo olona izay monina ao. DH: "hitomany ny vahoakan'i Moaba nohon'ny amin'izay nanjo ny tanànan'i Nebo sy Medeba"
|
|
|
|
# Voaharatra ho sola ny lohan'izy ireo ary voatapaka ny volom-bavan'izy rehetra
|
|
|
|
Manao izany izy ireo mna hampisehoana ny alahelony mafy. DH: "Hanaratra ny lohany sy hanapaka ny volombavany izy ireo ka hitomany"
|