12 lines
668 B
Markdown
12 lines
668 B
Markdown
# anao amin'ny fijaliana sy ny fangirifiriana
|
|
|
|
Ny teny "anao" dia manondro olona tokana, saingy manindro ny vahoakan'Israely io. Ary koa, ny "fijaliana sy ny fangirifiriana" dia mitovitovy hevitra ihany ary miara-ampiasaina ho fanamafisan-kevitra. DH: "amin'ireo zavatra izay nampijaly mafy anareo"
|
|
|
|
# Endrey tapitra ny fahavinirana mieboebo
|
|
|
|
Ny teny hoe "Endrey" dia efa fantatra. DH: "tapitra ny fieboebony sy ny fahavinirany"
|
|
|
|
# tapitra ny fahavinirana mieboebo
|
|
|
|
Ny "fahavinirana mieboebo" dia manondro ny mpanjakan'i Babylona izay mieboebo ary mitondra ny firenana hafa amin'ny toetra lozabe. DH: "tapitra ny fahalozany" na "tsy afaka mampahory olona intsony izy"
|