plt_tn/isa/07/16.md

20 lines
493 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy mamaritra ny famantarana izay homen'Andriamanitra ho an'ny ankohonan'i Davida Isaia.
# mandà ny ratsy ary misafidy ny tsara
"mandà tsy hanao asa ratsy ary misafidy ny hanao asa tsara." Adikao araka ny ao amin'ny 7:13.
# natahoranao
Eto ny mpisolo-tena tampisaka "-nao" dia manondro an'i Ahaza.
# ny vahoakanao
Manondro ny vahoakan'i Joda io.
# nialan'i Efraima tamin'i Joda
"ny vaoakan'i Efraima dia nisaraka tamin'ny vahoakan'i Joda"