12 lines
374 B
Markdown
12 lines
374 B
Markdown
# mangataha an'izany amin'ny lalina na amin'ny hahavon'ny ambony
|
|
|
|
Mampiasa ny teny hoe "lalina" sy "ambony" Yaveh mba hilazana fa afaka mangataka na inona na inona i Ahaza.
|
|
|
|
# lalina ... hahavon'ny ambony
|
|
|
|
Ny teny hoe "lalina" sy "hahavo" dia azo adika hoe "toerana any ambany be any ... toerana any ambony be any"
|
|
|
|
# Tsy hangataka
|
|
|
|
"tsy hangataka famantarana amin'i Yaveh"
|