plt_tn/isa/05/26.md

16 lines
764 B
Markdown

# Ary hanangana faneva famantarana ho an'ireo firenena lavitra Izy ary hisioka ho an'ireo izay any am-paran'ny tany
Zavatra roa mitovy ihany no lazain'Isaia amin'ny fomba samihafa. Ny ataon'Andriamanitra mba hahatongavan'ny tafika izay lavitra an'i Joda ka hanafika dia resahina toy ny hoe hanagana saina sy hisioka mba hiantso azy ireo ho any Joda Izy. DH: "Hiantso ireo tafiky ny firenena izay lavitra an'i Joda Izy ary hiteny amin'izy ireo mba ho avy"
# hisioka
feo mafy, maranitra izay ataon'ny olona amin'ny vava mnba hiantsoana olona na biby izy lavitra any
# ho avy
"ho avy ny tafika fahavalo"
# faingana ary avy hatrany
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo teny roa ireo ary manindry ny fahafainganan'ny fahatongavan'izy ireo. DH: "malaky dia malaky"