plt_tn/isa/05/20.md

773 B

manambara ny aizina ho mazava, ary ny mazava toy ho aizina ... milaza ny mangidy ho mamy, ary ny mamy ho mangidy

Ireo izay manao ireo zavatra ireo dia tahaka ireo izay "manao ny ratsy ho tsara, ary tsara ho ratsy." Ireo zavatra ireo dia mifanohitra ary fantatry ny olona ny fahasamihafana eo amin'ireo, saingy mandainga ny olona ary milaza tsara ireo zavatra ratsy. DH: "Izy ireo dia tahaka ny olona izay miantso ny aizina hoe mazava ary ny mazava ho aizina. Tahaka ny olona izay miantso ny mangidy hoe mamy ary ny zava-mamy ho mangidy izy ireo"

ho an'ireo izay hendry eo imasony ihany

Eto ny "maso" dia ilazana ny eritreritra. DH: "ireo izay mehevi-tena ho hendry"

ary manan-tsaina amin'ny fahazavan-tsainy ihany

"ary mihevitra fa mahatakatra ny zava-drehetra"