plt_tn/isa/05/08.md

718 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manambara ny fitsaran'Andriamanitra Isaia.

ho an'ireo izay maka trano ny isan-trano, izay maka saha isan-tsaha

"ho an'ireo izay maka trano bebe kokoa, ary maka saha bebe kokoa." Raisin'Isaia fa fantatry ny mpihaino azy fa ny lalàna dia mandrara ny olona tsy haka tany amin'ny fianakaviana iray. Azo atao mazava ny hevitra fenon'io fanambarana io.

Yaveh tompon'ny maro

Adikao araka ny ao amin'ny 1:9.

tsy misy mpitoetra

"tsy misy monina ao"

bata iray

"divay iray bata" na "divay 22 litatra"

efaha iray monja no ho vokatry ny voan-javatra iray homera

"voa 22 litatra fotsiny no vokatry ny masimboly 220 litatra." Ny homera iray dia sahala amin'ny efaha folo.