20 lines
617 B
Markdown
20 lines
617 B
Markdown
# ny zanaka vavin'i Ziona
|
|
|
|
Ziona, izay midika hoe tanànan'i Jerosalema eto, dia resahina toy ny hoe vahivavy miaraka amin'ny zanany vavy. DH: "ireo vehivavin'i Ziona"
|
|
|
|
# amin'ny loha mianjonanjona
|
|
|
|
Amin'ny fomba miavonavona no dikan'izany.
|
|
|
|
# mangarika amin'ny masony
|
|
|
|
Eto ny "masony" dia ilazana ny fomba fijerin'ny vehivavy ny lehilahy. DH: "Mitady hisarika ny lehilahy amin'ny fomba fijeriny azy"
|
|
|
|
# mijaikojaiko am-pandehanana
|
|
|
|
"manao kely dingana am-pandehanana"
|
|
|
|
# mampikoritsandritsana amin'ny tongony
|
|
|
|
"mba hikorintsana ireo rojo eo amin'ny ranjony" na "mba hisy feony ireo lakolosy kely eo amin'ny ranjony"
|